Tonga miaraka amin'ny mpilalao mozika mahatalanjona Rythmbox i Ubuntu. Miaraka amin'ny safidim-pamakiana tena mandroso, mora ny mandahalahatra feo tena mirindra, ary tena mandeha tsara amin'ny CD sy mpilalao mozika azo entina izany, ka afaka mihaino ny mozikanao na aiza na aiza alehanao ianao.
Rindran'asa misy
-
Mpilalao Mozika Rhythmbox